|
|
|
|

Entry manalalina (lalina)
Part of speech active verb
 Mampitombo: Vao mainka nankalalina ny hatezerako ny valin-teny nataony
Manitatra: Aza fatra-pankalalina toy izany ny tenin' olona ianao [1.1]
Morphology 
Present : manalalina
Past : nanalalina
Future : hanalalina
Synonyms mankalalina

Updated on 2023/01/20