|
|
|
|

Entry manakivy (kivy)
Part of speech active verb
 Manao izay hahakivy, mahatonga ho kivy, ketraka, rera-po: Tsy nisy nanakivy azy velively fa izy no efa tsy tia io osa io ka nametra-pialana [1.1]
 To discourage [1.7]
 Décourager [1.3, 1.8]
 Déconcerter, dégoûter [1.3]
Examples Tsotra fotsiny, mino aho fa tsy zontsika ny manakivy ny olona. [1.369]
Morphology 
Present : manakivy
Past : nanakivy
Future : hanakivy
Imperative : manakivia

Updated on 2023/01/20