|
|
|
|

Entry manakimpy (kimpy)
Part of speech active verb
 Manakombona ny hodimaso ka manjary tsy mahita ny maso: Manakimpy ny masony havia izy [1.1]
 Fermer les yeux [1.3]
Examples Tsy hitako izay hahafahako, ka sady miady amin' ny hivihivy no manakimpy maso aho no misotro, nisotro kely araka izay azo atao. [2.4]
Morphology 
Present : manakimpy
Past : nanakimpy
Future : hanakimpy
Imperative : manakimpia

Updated on 2024/02/27