|
|
|
|

Entry manakatra (takatra)
Part of speech active verb
 Miezaka hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry: Manakatra sary ~ Tsy afaka hanakatra izany ny sainao [1.1]
 To try the depth of water; to try to reach up to something [1.7]
 Sonder la profondeur de l'eau; chercher à atteindre [1.8]
Examples 
1Ahafahana manakatra izany na dia ny anarana iantsoana ihany aza. [2.606]
2tsy maintsy natao izay hahazoan' ny sain' ny olona tamin' izany manakatra azy. [1.369]
Morphology 
Present : manakatra
Past : nanakatra
Future : hanakatra
Imperative : manakara

Updated on 2023/09/25