| Entry |
manakalo
(takalo)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manolo: Manakalo fanaka Manolo ho vola madinika: Avy nanakalo roanjato tany amin' ny mpivarotra aho [1.1]
|
| | To exchange, to barter [1.7]
|
| | échanger, troquer [1.3, 1.8]
|
| Examples |
| 1 | Izay mila sira, ohatra, manakalo izany amin'ny tantely na vary.
[2.117]
|
| 2 | Fanao koa ny manakalo andevo amina lamba soga, toaka, basy sy bala sns.
[2.508]
|
| 3 | Taloha tsy misy tsena, fa izay nitady ny zavatra tsy ananany dia mitety tanàoa manakalo amin' izay manana.
[1.437]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manakalo |
| Past : |
nanakalo |
| Future : |
hanakalo |
| Imperative : |
manakaloza |
|
| Other spellings |
|