|
|
|
|

Entry manakaiky (akaiky)
Part of speech active verb or adjective
 Manatona eo anila: Aza manakaiky ny afo sao may
Manatona (arapotoana): Efa manakaiky ny iohataona
Mandroso mankamin' ny toerana iray: Loza fa efa manakaiky, hono, ny fahavalo
Manahatahaka: Manakaikikaiky kokoa ny mena noho ny fotsy ny mavokely
Tsy lavitra: Manakaiky ny sekoly ny tranonay [1.1]
 To draw near to, to approach. [1.2, 1.7]
 S'approcher de; approcher [1.8]
Examples Somary nanakaiky arabe ny lalany. [2.472]
Morphology 
Present : manakaiky
Past : nanakaiky
Future : hanakaiky
Imperative : manakaikeza
Other spellings 

Examples Somary nanakaiky arabe ny lalany. [2.472]
Morphology 
Present : manakaiky
Past : nanakaiky
Future : hanakaiky
Imperative : manakaikeza
Other spellings 

Updated on 2023/04/09