|
|
|
|

Entry mampivadika (vadika)
Part of speech active verb
Examples 
1ilay nampivadika atidoha zatozato [2.285]
2Indraindray manao fihetsehana izy ka mampivadika ny masony ho fotsy dia fotsy [2.470]
3Kanefa azo inoana fa ho avy ny andro izay hampivadika io fanao io, ka hanaraka ny fomban' ny Vazaha, izany hoe, ny vehivavy no hanome vola toy ny Vodiondry (dot) ho an' ny lehilahy [2.346]

Updated on 2025/02/08