| Entry | mampitaha (taha) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Mampifanatrika zavatra na olona roa ka tombanana iza no isaratsara kokoa amin' izy ireo: Andeha hampitaha lakana sy zahatra ve ianao? [1.1] | |||||||
| To compare one thing with another [1.7] | |||||||
| Comparer, faire confronter [1.8] | |||||||
| Examples | Mandanja, mampitaha, mifantina : izany no ataontsika hatrany hatrany.
[1.379] | ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|