| Entry | mampikezaka (kezaka) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| [1.3] | |||||||
| Examples | Biby fetsy izy sady mahay manabe na manakely ny vatany, ka nony mifanena aminy ny menarana, izay biby mandady toa azy, dia mitsotra izy sady mampikezaka ny vatany.
[2.69] | ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|