| Entry | mampifanatrika (atrika) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| [1.3] | |||||||
| Examples | Tsorina anefa fa ny isan' ny mpikambana ao amin' ireo filankevi-paritra, mpikambana 5 hatramin' ny 14, vitsy dia vitsy izany, dia tsy ahafahana mampifanatrika hevitra maro arahina fifidianana.
[4.27] | ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|