|
|
|
|

Entry mampianatra (anatra)
Part of speech active verb
 Manao izay hampahay zavatra olona, manoro; mampahazo fahaizana na fahalalana na fahakingana manao zavatra: Mampianatra manao tsihy [1.1]
 To teach [1.7]
 Enseigner [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Nefa samy miezaka mampianatra ny zanany avokoa. [2.332]
2Inona ny tenim-pirenena tianao hoenti-mampianatra? [4.27]
Morphology 
Present : mampianatra
Past : nampianatra
Future : hampianatra
Imperative : mampianara

Updated on 2023/01/20