|
|
|
|

Entry mamoy (mamo)
Part of speech imperative of active verb mamoina [Full list]

Entry mamoy (foy)
Part of speech active verb
  [Taisaka] mihataka, miala [1.78]
 Very zavatra, maty havana ka tsy manantena azy intsony: Efa namoy ilay bokiko very aho kango hay hitako ihany ~ Ny harivan' ny andro voalohany amin' ny Fandroana ny Malagasy no mamoy [1.1]
 To forsake, to desert. [1.2]
 To give up
To lose by death [1.7]
 Renoncer [1.3, 1.8]
 Abandonner, céder à, donner [1.3]
 Perdre quelqu'un par la mort [1.8]
Examples 
1Mafy anie a Rangahy, ny mamoy tsisy takalony ahay. [2.245]
2Aleo maty toy izay manompo Vazaha sy mamoy ny fomban-drazana. [2.588]
Morphology 
Present : mamoy
Past : namoy
Future : hamoy
Imperative : mamoizo

Entry mamoy (foy)
Part of speech active verb
 Vaky mandeha nana, mivoaka nana: Namoy ilay vay teo an-kandriny [1.1]
 To suppurate [1.2]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mamoy
Past : namoy
Future : hamoy
Imperative : mamoiza

Entry mamoy (foy)
Part of speech active verb
 Mamotsika: Mamoy hao (fiteny koa ny hoe mifoy: mifoy hao) [1.1]

Updated on 2025/10/12