| Entry | mamotitra (fotitra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mametraka zavatra mivadika, mampifamadika: Misy maso lavitra mamo titra ny sarin' ny zavatra jerena aminy Milaza olona roa izay olom-pady ho heny: Nahoana ity ianao no mamotitra anay mianadahy [1.1] | |||||||||
| To invert To curse, to vilify, to use opprobrious language. [1.2] | |||||||||
| To turn end for end [1.7] | |||||||||
| Inverser [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|