|
|
|
|

Entry mamonto (vonto)
Part of speech active verb
 Mahalena hatrany anaty, manaboboka: Tsy namonto tany akory ilay erika tao / Mamonto rano ny sponjy [1.1]
 To soak, to wet [1.7]
 Saturer, imbiber [1.8]
Examples Tsy kalokalo na hirahira no mampifelana izato endriny, ranomaso no mamonto azy, mahatsiaro ny maty rehetra. [1.270]
Morphology 
Present : mamonto
Past : namonto
Future : hamonto
Imperative : mamontòna

Updated on 2023/01/20