| Entry | mamongatra (fongatra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mihady, mandoatra: Mamongatra harembe avy ao anaty tany ny mpihady volamena Mamohafoha: Tsy misy tsy misento raha mamongatra ny lasa [1.1] | |||||||||
| Sortir, extraire, fouiller, déterrer, produire au jour ; faire revivre, exhiber, manifester, révéler [1.3] | |||||||||
| Examples | Mahafinaritra ny mihaino tantara, fa hoatra ny mamongatra vola milevina.
[1.437] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Other spellings | manamongatra | ||||||||
| Updated on 2024/04/01 |
|