|
|
|
|

Entry mamokoka (vokoka)
Part of speech active verb
 Manao ohatra ny volantsinana, mandantsika, mampanjoko: Nisy olona namokoka ity rotsa-kazo
Manjoko, miforitra, miforigaigy: Namokoka azon' ny enta-mavesatra teny an-tsorony ilay Rangahy [1.1]
 To be bent over with age, to be hunchbacked [1.7]
 Courber, cintrer, arquer; se courber, être courbé, voûté, bossu [1.3]
 être courbé; être bossu [1.8]
Morphology 
Present : mamokoka
Past : namokoka
Future : hamokoka
Imperative : mamokoha

Updated on 2023/01/20