| Entry |
maminany
(vinany)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Milaza mialoha noho ny tsindrimandry: I Jeremia noanisan' ny naminany ny faharavàn' i Jerosalema Manao vinany arakeviny fotsiny: Moa ve tsy efa naminany izao toe-javatra ankehitriny izao aho? [1.1]
|
| | To guess; to predict [1.7]
|
| | Deviner; prédire [1.3, 1.8]
|
| | Conjecturer, prophétiser [1.3]
|
| Examples | Efa hatrany am-piondohan' ny olom-belona no nisian' ny mpihambo ho mahay maminany
[2.296]
|
| Morphology |
| Present : |
maminany |
| Past : |
naminany |
| Future : |
haminany |
| Imperative : |
maminania |
|
|