| Entry | mamiaka (piaka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| [Taimoro] Manamangana, manimba [1.78] | |||||||||
| [Tanosy] Mifiaka (fary) [1.78] | |||||||||
| Manapaka, miaraka amin' ny feo kely heno: Mamiaka rantsankazo [1.1] | |||||||||
| Same as mipiaka [1.2] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | manapiaka ~ mipiaka | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|