| Entry |
mamaritra
(faritra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manisy tsipika manodidina, mamala, mamangitra: Mamaritra tanimboly Mametra: Ny tendrombohitra Bemaraha no mamaritra ny tanin' ny Sakalava aty atsinanana / Fa iza no mba hamaritra ny fahefako eto an-tokantranoko? [1.1]
|
| | To mark out, to set boundary lines, to set dimensions. [1.2]
|
| Examples |
| 1 | Ny lalàna no mamaritra izany.
[1.320]
|
| 2 | Ny toe-bola sy ny velaran-tany volena no mamaritra ny safidy.
[2.117]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mamaritra |
| Past : |
namaritra |
| Future : |
hamaritra |
| Imperative : |
mamarita |
|
|