| Entry |
mamany
(amany)
|
| Part of speech | active verb
|
| Regional synonyms | mamany,
mifama,
mivalan-drano
|
| | Mamoaka amany, mivalan-drano [1.1]
|
| | To pass urine. [1.2]
|
| | To urinate (vulgar) [1.7]
|
| | Uriner [1.3]
|
| | Uriner (vulgaire) [1.8]
|
| Vocabulary |
| Morphology |
| Present : |
mamany |
| Past : |
namany |
| Future : |
hamany |
| Imperative : |
mamania |
|
| Illustrations |
|
|
| Entry |
mamany
|
| Part of speech | morphological form of mama
|
| Examples |
| 1 | Mazava loatra ary, fa na ny mamany, na ny vadiny no niantoka azy!
[2.270]
|
| 2 | Nony hariva dia tonga Razakandrianaipa sy ny mamany naka am-bavany.
[2.649]
|
|
|