| Entry |
mamandrika
(fandrika)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Maka amin' ny alalan' ny fandrika: Mahafinaritra an' i zandry ny mamandri-borona rehefa any ambaniaohitra [1.1]
|
| | Manao izay hahavoa amin-kafetsena [1.1, 1.13]
|
| | To ensnare, to lay a trap for. [1.2]
|
| | To trap [1.7]
|
| | Tendre un piège [1.3, 1.8]
|
| | Accaparer: Namandri-bary betsaka izy (Il a accaparé beaucoup de riz) S'abonner: Mamandrika gazety (S'abonner à un journal) [1.3]
|
| | Piéger [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Mbola kely izy io dia mamandrika vorona ary dia mahazo!
[2.606]
|
| 2 | Marina izany, hoy Ineny, sady raha mamandrika hianao, dia moramora kokoa ny vidiny.
[2.332]
|
| 3 | Namandri-borona aho ka nahazo fody folo (J'ai tendu un piège aux oiseaux et j'ai pris dix cardinaux)
[1.3]
|
| 4 | Matetika io mpianatra io no mamandrika an-dRamose amin' ny fanontaniana saro-baliana
[1.3]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mamandrika |
| Past : |
namandrika |
| Future : |
hamandrika |
| Imperative : |
mamandriha |
|
|
| Entry |
mamandrika
(fandrika)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mangorona: Mamandri-bary ny olona amin' ny fararano Mividy mialoha zavatra tsy mbola vita na zavamaniry tsy mbola azo hanina: Efa nisy namandrika daholo ireto foto-kafe ireto ~ Mamandrika gazety ~ Tonga hamandrika ny dikisionera malagasy-malagasy aho, tompoko [1.1]
|
| | To subscribe to a periodical; to reserve a place or seat [1.7]
|
| | S'abonner; retenir une place, une chambre, etc [1.8]
|
| Morphology |
| Present : |
mamandrika |
| Past : |
namandrika |
| Future : |
hamandrika |
| Imperative : |
mamandriha |
|
|