| Entry | mamaky (vaky) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manapotika zavatra amin' ny fandonana azy amin-javatra hafa na amin' ny fanatontàna azy amin' ny tany: Iza ianareo no namaky ny siny? Mampitresaka, manasaka: Mamaky hazo fisaka ho roa ny mpandrafitra Manimba, mandrava, mandroba: Mamaky trano mihitsy ny jirika Mandalo eo afovoany manomboka amin' ny laniny iray ka hatramin' ny laniny iray hafa (matetika ny teny verindroa (Mamakivaky) no ampiasaina amin' itỳ hevitra itỳ): Menatra erỳ izy namaky na namakivaky ny vahoaka maro be Mampiseho ho fantatry ny be sy ny maro: Rakotono namaky lainga an-dRajaona [1.1] | |||||||||
| To split; to break [1.7] | |||||||||
| Fendre dans le sens de la longueur; casser [1.3, 1.8] | |||||||||
| Rompre Traverser, aller, passer Mettre en déroute [1.3] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mamaky (vaky) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manasaratsaraka ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra ao anatiny: Mbola tsy mahay mamaky teny ny zafikeliko fahenina [1.1] | |||||||||
| To read [1.7] | |||||||||
| Lire [1.3, 1.8] | |||||||||
| Publier [1.3] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mamaky (vaky) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Accuser, dénoncer [1.3] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/06/15 |
|