|
|
|
|

Entry malia (lia)
Part of speech adjective
 Mora tapaka na vaky: Volotara malia
Mitovy hevitra: makiana. ~ marefo [1.1]
  [Bara, Taisaka] Matahotra [1.78]
  [Tanala] Kanosa, saro-tahotra, kabaosy [1.78]
  [Taisaka] Kamo [1.78]
Examples 
1Ny aina malia, mora vaky, tsy hita izay hahalasanany. [2.436]
2Raharaham-panjakana no n toeràny teto, nefa ny Fiangonana Malagasy dia malia. [2.649]

Updated on 2023/08/11