| Entry |
malezolezo
(lezolezo (lezo))
|
| Part of speech | adjective
|
| | Sady lava no manify [1.1]
|
| | Qui est grand, mince et maigre [1.3]
|
| Examples |
| 1 | i Fandravaka kely kosa dia zaza malezolezo sady tsy ampy fivelomana ny ray aman-dreniny ka misaringo-borodamba.
[2.895]
|
| 2 | Na angamba ny fisian' ilay firohotana malezolezo atao hoe Fanampiana amin' ny Fahavoazana Rehetra sy ny fomba fiasany no nametraka olana taminy.
[1.369]
|
|
|