| Entry | malalaka (lalaka) | ||||||
| Part of speech | adjective | ||||||
| Lehibe ny sakany sy ny lavany: Malalaka ny lakozianareo izany Enti-milaza ny akanjo lehibe loatra ho an' ny tena ka toa difotra ao anatiny ny tena: Malalaka loatra iny kapaotinao iny izany Be sakana, na be velarana, migodana: Malalaka ny arabe eto Antananarivo Misy elanelany makadiry: Malalaka loatra ny andalan-tsoratrao Lava, betsaka: Malalaka ny fotoana hamitako itỳ sary itỳ [1.1] | |||||||
| Spacious, roomy [1.2, 1.7] | |||||||
| Wide [1.2] | |||||||
| Spacieux, vaste, ample [1.3, 1.8] | |||||||
| Grand, large, espacé [1.3] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Entry | malalaka (lalaka) | ||||||
| Part of speech | adjective | ||||||
| Manam-potoana tsara, tsy misy mahamaimaika: Malalaka aho izao handray azy fa asaivo miditra izy Tsy teritery: Olona malala-tsaina Rabe Ananana fahafahana tsy voageja: Malalaka ny fifidianana ka fidio izay tianao na ny eny na ny tsia [1.1] | |||||||
| Liberal [1.2] | |||||||
| Without constraint [1.7] | |||||||
| Sans contrainte [1.3, 1.8] | |||||||
| Libre, qui donne amplement la liberté, la faculté, la permission [1.3] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/04/09 |
|