| Entry |
malaina
(laina)
|
| Part of speech | adjective
|
| | [Sihanaka]
Kamo, tsy mety [1.78]
|
| | Tsy mazoto homana: Malaina aho izany fa rehefa kelikely aho mihinana Tsy ta hanao na inona na inona fa satry ihany hipetrapetraka amin' izao: Aleo maty olo-malaina toy izay vaky vilany mianefitra [1.1]
|
| | Lazy, idle, sluggish; unwilling [1.2]
|
| | Lazy, indifferent, unwilling; having no appetite [1.7]
|
| | Qui manque de goût, d'appétit, d'envie, qui est de mauvaise volonté, paresseux [1.3]
|
| | Paresseux; qui manque de bonne volonté; qui n'a pas d'appétit [1.8]
|
|