|
|
|
|

Entry maka rivotra
Part of speech locution
Elementary words maka, rivotra
 Mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena [1.1]
 To take exercise, seeking fresh air. [1.2]
Examples Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy; [2.59]

Updated on 2023/04/16