|
|
|
|

Entry makamba
Part of speech noun
  [Betsileo] Lorsqu'on lie le riz en gerbes pour le transporter sur l'aire de battage, on donne ce nom aux brins mal attachés qui se dispersent et qu'il faut ensuite récupérer et battre séparément (Dubois, Dictionnaire betsileo). [1.196]
Vocabulary 

Entry makamba
Part of speech noun
 Anaran-kafa ilazana ny patsabe [1.1]
 Karazana patsabe [1.13]
  [Tankarana] Crevettes [1.19]
 Crevette [1.13]
 Terme désignant la crevette dans la région du nord-ouest [1.414]
Vocabulary 
Examples 
1Izaho mbola tsy niompy nefa azo ompiana, hono, ny makamba. [2.117]
2Eo amin' ny fifanenan' ireo ranomasina sy ranomamy ireo no misy paompy lehibe izay mitroka sy manaparitaka io rano mankany amin' ny dobo maro dia maro izay iompiana ilay makamba na patsabe. [2.445]
Analogs  tsitsike

Updated on 2021/08/18