| Entry | makadiribe | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | makadiry, be | |
| Be vatana, vaventy: Bibilava makadiribe Ngezabe, goaibe Lehibe, malalaka: Hataoko inona itỳ akanjo makadiribe itỳ? [1.1] | ||
| Examples | ireto trano vato sy trano biriky tany sy biriky tanimanga makadiribe manerana ny tanàna ankehitriny dia tsy hita teto tamin' izany.
[2.649] | |
| Synonyms | makadiry | |
| Updated on 2024/01/11 |
|