|
|
|
|

Entry maintimainty (mainty)
Part of speech adjective
  [1.1]
 [duplicatif] [1.3]
Examples 
1Iny olona anankiray maintimainty manarak' aloka. [2.499]
2Hay mofo efa voatokana misy hevitra maintimainty. [2.587]
3Totoina madio tsara ny vary tsy asiana maintimainty na akotry aza. [1.353]
Synonyms maintinty

Updated on 2025/04/28