| Entry | maimbo ra | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | maimbo, ra | |
| Ilazana ny fahatezerana mihoapampana sy fitadiavana hamaly faty; tezitra na vinitra mafy hamaly faty (nalaina tamin' ny omby vonoina izay tezitra misafoaka noho ny fandrenesany ny fofon' ny rany efa manorika) [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/01 |
|