| Entry | mahiratra (hiratra) | |
| Part of speech | adjective | |
| Mahita: Ny jamba sy ny mahiratra Enti-milaza maso na saina mahita tsara, matsilo: Tsy azo fitahina iny fa olona mahiratra/ Mahira-tsaina Enti-milaza mizana tsara izay mahita na dia lanjan-javatra faran' izay kely aza: Tsy misy tsy hitan' ny mizana mahiratra [1.1] | ||
| To have one's eyes open; to be able to see [1.7] | ||
| [1.8] | ||
| Entry | mahiratra | |
| Part of speech | active verb | |
| [Taisaka] Mitandrina [1.78] | ||
| Updated on 2023/08/11 |
|