| Entry |
mahavokatra
(vokatra)
|
| Part of speech | active verb or adjective
|
| | Afaka hahavokatra: Tany mahavokatra [1.1]
|
| | Lonaka, zina [1.13]
|
| | To yield, to bear fruit [1.7]
|
| | Porter des fruits, produire [1.8]
|
| | Productif, fertile [1.13]
|
| | Qui peut accroître la production: Mahavokatra ny vary ny zezika (Les engrais accroissent la production du riz) [1.196]
|
| Examples |
| 1 | Tany mahavokatra ny manodidina ary misy tranomilina fanaovana tapioka ao.
[2.472]
|
| 2 | ny tany sasany dia be rano loatra, na kely rano loatra, ka tsy mahavokatra.
[1.357]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mahavokatra |
| Past : |
nahavokatra |
| Future : |
hahavokatra |
|
| Antonyms |
|