| Examples |
| 1 | Mahavelombelona ahy ity tsio-drivotra ity (Cette brise me ranime)
[1.3]
|
| 2 | Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy
[2.285]
|
| 3 | misy olona mahavelombelona anao ny miaraka aminy, ary misy mahalozodozotra anao
[2.296]
|
|