|
|
|
|

Entry mahatratra (tratra)
Part of speech active verb or adjective
  [1.1]
 Atteindre [1.3, 1.5]
 Saisir [1.3]
 Qui peut atteindre, qui peut saisir [1.3, 1.5]
Examples 
1Izay lefona mitranga rehetra dia mahatratra azy avokoa. [2.895]
2Niezaka mafy tokoa Ramagozy sao mba mahatratra ahay ny ain-janany. [2.357]

Updated on 2023/05/23