|
|
|
|

Entry mahatapitra (tapitra)
Part of speech adjective
  [1.1]
 Qui peut terminer, complĂ©ter [1.3]
Examples 
1Ary isan' izay mahatapitra toy izany izy dia mikosoka tain' ondry anankiray, ary averimberiny izany teny izany mandra-podiny. [2.69]
2Tonga rahateo koa izany biby kely isan-karazany mihinana ny voly izany, ny ramoretaka mamely ny kisoa, ny aretin' omby mahatapitra aina azy ireny. [2.470]

Entry mahatapitra (tapitra)
Part of speech adjective
  [1.1]
 Qui peut salir [1.3]

Updated on 2016/08/17