|
|
|
|

Entry mahatanty (tanty)
Part of speech active verb
 Mahazaka, mahalefitra: Tsy mahatanty esoeson-teny izy [1.1]
 Maozatra, tsy laitra, mahari-pery [1.13]
 To be able to endure; to be able to resist temptation [1.7]
 être capable de soutenir; être capable de résister à la tentation [1.8]
 Résistant [1.13]
Morphology 
Present : mahatanty
Past : nahatanty
Future : hahatanty
Analogs  mahatohitra

Entry Mahatanty
Part of speech name (anthroponym) [Full list]
Vocabulary 
Examples Ny toerana nalaza nisy ady mafy indrindra dia ny tao Anosimena-Mahajilo, izay naharesy an' i Mahatanty sy ny tao Ambiky, renivohitr' i Toera [2.508]

Updated on 2023/01/20