| Entry | mahatafintohina (tafintohina) | ||||||
| Part of speech | adjective | ||||||
| Mahatezitra, mahasosotra: Nahatafintohina azy ny teny nataon' ny mpampianatra Mahatonga hanao ratsy noho ny fahitana ny hafa manao io ratsy io: Nahatafintohina azy ny fahitana ny lehibe manao toetra tsy mendrika ka nivadika ho ratsy koa izy [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|