|
|
|
|

Entry mahasehaka (sehaka)
Part of speech adjective
 Mahasempotra: Mahasehaka lahy ity fiakarankely ity
Mahavita zavatra, mahomby: Nahasehaka ilay raharaha ihany lahy ny rahalahinao. [1.1]

Updated on 2023/10/12