| Entry | mahamasaka (masaka) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| To be sufficient for cooking; to cook until well done ; to be able to prepare a proposal properly [1.7] | |||||||
| être suffisant pour faire cuire ; faire bien cuire ; être capable de bien préparer un projet [1.8] | |||||||
| Examples | Noho izany, dia mangata-tsodrano sy ranom-bavaka aminareo izahay, tompoko, fa ny ranonando mahamasaka ny vary, ary ny ranom-bavaka mahabe fanam-binana;
[2.346] | ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/08/11 |
|