|
|
|
|

Entry mahakitoina (kitoina)
Part of speech adjective
 Enti-milaza toe-javatra na olona mahatonga ho kitoina: Ny tsy nahazoany ilay vola no nahakitoina azy [1.1]

Updated on 2023/01/05