|
|
|
|

Entry mahafantatra (fantatra)
Part of speech active verb
 Mahay: Mahagaga fa tsy mahafantatra izay lazain' ny olona azy intsony izy
Mahalala: Tsy mahafantatra anao aho
Mahazo: Mahafantatra ny baiko omena azy ny alikanay [1.1]
 To know [1.2, 1.7]
 To recognize, etc. [1.2]
 Connaître, savoir [1.8]
Examples 
1Fa iza anefa no mahafantatra ny antsipiriany? [4.27]
2Hanambony tena aho, raha milaza fa mahafantatra ny zavatra rehetra. [2.270]
Morphology 
Present : mahafantatra
Past : nahafantatra
Future : hahafantatra
Imperative : mahafantara

Updated on 2023/01/20