|
|
|
|

Entry mahadikidiky (dikidiky)
Part of speech active verb
 Mahasosotra, mahatofoka: Mahadikidiky ny fitondrantena ratsy ataony
Mahamenatra: Aoka ihany fa mahadikidiky amin-drainao [1.1]
 To vex, to annoy, to worry [1.2]
 To cause distaste, to disgust [1.7]
 Vexer, dégoûter [1.8]
Vocabulary 
Examples Tsy dia avonavona aman'eboebo mahadikidiky ve? [2.298]
Morphology 
Present : mahadikidiky
Past : nahadikidiky
Future : hahadikidiky

Updated on 2023/01/20