| Entry | mafafa (fafa) | |
| Part of speech | adjective | |
| Lany, tsy misy na inona na inona mijanona fa nisy naka, nangalatra na nihinana: Nataon' ny mpangalatra nafafa ny zavatra rehetra tao an-tranony [1.1] | ||
| Exhausted, empty, gone [1.2] | ||
| Raflé, entièrement enlevé [1.3] | ||
| Examples | ary ataoko mafafa tahaka ny fotaka eny an-dalam-be.
[2.996] | |
| Updated on 2023/02/26 |
|