| Entry |
lozoka
|
| Part of speech | noun
|
| | [Bezanozano]
Efitra [1.78]
|
| | [Sihanaka]
Lavaka manodidina fiarovana tanàna [1.78]
|
| | [Tanala]
Lalan-tery, lalana ety dia ety [1.78]
|
| | Zohy any ambanin' ny tany: Misy lozoka ao anilan' ny vatolampy ao. [1.1]
|
| | A tunnel-like place of concealment, as in grass or bushes [1.7]
|
| | Petite ouverture [1.3]
|
| | Tonnelle ou tunnel, abri dans lequel on se place [1.8]
|
|
| Entry |
lozoka
|
| Part of speech | noun
|
| | Tsatokazo misy lavaka itsofohan' ny hidim-bavahady rehefa nohidiana ny vavahadim-bohitra fahizay, izay natao hidim-bala tsotra kosa ankehitriny [1.1]
|
| | Poteaux garnis de trous destinés à recevoir des traverses, dont on se servait autrefois pour fermer les portes des villages, et qui servent aujourd’hui pour les parcs à boeufs [1.3]
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
lozoka
|
| Part of speech | noun
|
| | Filofosana amin' izay atao, fiezahana hahay fianarana [1.1]
|
| | Application constante [1.3]
|
|