|
|
|
|

Entry lovantsofina
Part of speech noun
Elementary words lova, sofina
 Tantara niampitampita am-bava fa tsy mba voasoratra ka tadidin' ny taranaka mifandimby [1.1]
 Tantara tsy voasoratra ifampitan'ny taranaka amam-para amin'ny fianakaviana na foko iray [1.13]
 Tradition orale [1.13]
Examples Lazain' ny lovan-tsofina fa izay efa nigoka tamin' ny ranon' i Manangareza, hono, tsy maintsy miverimberina ao Toamasina foana, na aiza na aiza toerana onenany. [2.471]

Updated on 2023/12/18