| Entry | lovana (lova) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Azo na raisina avy amin' ny ray aman-dreny: Vola kely fa tany betsaka kosa no nolovany tamin' ny ray aman-dreniny / Aretina nolovany tamin' ny reniny io [1.1] | |||||||||
| To be inherited [1.7] | |||||||||
| Qu'on hérite; dont on hérite [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | lovana | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| Ireo hazo roa eo andany sy ankilan' ny vavahadim-bohitr' omby izay noloahana mifanandrify mba hidiran' ny tsivalany rehefa hidiana ny vala. (Ny olona antitra efa konka izay tsy afa-mitraka intsony rehefa mipetraka ka manjary avo noho ny lohany ny lohaliny roa dia natao hoe "midi-dovana" satria noharina amin' ny lovana ny lohaliny roa amin' izay) [1.1] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|