|
|
|
|

Entry loso
Part of speech noun
 Antsasaky ny ariary na 2,50 Fr amin' ny vola ankehitriny (fony 4,80 Fr no tomban' ny ariary, dia 2,40 Fr ny loso, ka ny 2,50 Fr taty aoriana natao hoe loso vazaha) [1.1]
Vocabulary 

Entry loso
Part of speech noun
  [Sakalava] Zavatra boribory lavalava: Losom-by [1.1]

Updated on 2020/07/31