| Entry | lomorina (lomotra) | |
| Part of speech | adjective | |
| Itakovanan' ny lomotra betsaka: Vato lomorina io fa aza hitsahina Entina hilazana koa ny toe-tsaina feno haratsiana sy tsy mba mivoatra: Toe-tsaina lomorina izany mihevitra ny Malagasy ho tsy maintsy miankin-doha lava amin' ny hafa izany [1.1] | ||
| Moldy; overgrown with algae [1.7] | ||
| Moisi; couvert de mousse [1.8] | ||
| Updated on 2023/01/20 |
|