| Entry |
liona
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tambahoaka]
[ lioña ] Laona [1.78]
|
| | [Bezanozano]
Laona [1.78]
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
liona
|
| Part of speech | noun
|
| | Biby lehibe sy matanjaka ary masiaka [1.1]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Ny halavan' ny liona dia tokony ho 2 metratra
[1.38]
|
| 2 | Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka.
[2.293]
|
|
| Origin | Explanations in French: lion.
|
| Article |
|
| Entry |
liona
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tankarana]
Bout des branches. [1.19]
|
| | (dialecte non précisé). Équivalent de laingo (merina). Jeunes pousses, bourgeons tendres, d'après le Firaketana Malagasy.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | ~ |
|